Matio 9:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia niteny ilay moana rehefa navoaka ilay demonia.+ Gaga ny vahoaka ka niteny hoe: “Mbola tsy nisy hoatr’izao mihitsy teto amin’ny Israely.”+
33 Dia niteny ilay moana rehefa navoaka ilay demonia.+ Gaga ny vahoaka ka niteny hoe: “Mbola tsy nisy hoatr’izao mihitsy teto amin’ny Israely.”+