Marka 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa nisento lalina i Jesosy ka niteny hoe: “Maninona ity taranaka ity no mitady famantarana?+ Lazaiko marina aminareo fa tsy hisy famantarana homena an’ity taranaka ity.”+
12 Koa nisento lalina i Jesosy ka niteny hoe: “Maninona ity taranaka ity no mitady famantarana?+ Lazaiko marina aminareo fa tsy hisy famantarana homena an’ity taranaka ity.”+