-
Matio 12:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Ary hoy ny mpanora-dalàna sy Fariseo sasany taminy: “Mpampianatra ô, te hahita famantarana avy aminao izahay.”+
-
-
Jaona 6:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Dia hoy ireo: “Inona àry no famantarana+ ataonao mba ho hitanay, dia hino anao izahay? Inona no asa ataonao?
-