-
Matio 12:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Ary hoy ny mpanora-dalàna sy Fariseo sasany taminy: “Mpampianatra ô, te hahita famantarana avy aminao izahay.”+
-
-
1 Korintianina 1:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Fa mangataka famantarana+ ny Jiosy, ary mitady fahendrena ny Grika.
-