-
Jona 1:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ary nandefa trondro ngezabe i Jehovah mba hitelina an’i Jona, ka lasa tao anaty kibon’ilay trondro i Jona, nandritra ny telo andro sy telo alina.+
-
-
Lioka 11:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Ary nihamaro ny vahoaka nitangorona, ka nanomboka niteny izy hoe: “Taranaka ratsy fanahy ity taranaka ity. Mitady famantarana izy, nefa tsy hisy famantarana homena azy, afa-tsy ilay famantarana ny amin’i Jona.+
-