Matio 14:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Naheno momba an’i Jesosy i Heroda lehibem-paritra, tamin’izany fotoana izany.+ 2 Dia hoy izy tamin’ny mpanompony: “I Jaona Mpanao Batisa izay! Natsangana tamin’ny maty izy, dia izany no ahavitany an’izany fahagagana izany.”+
14 Naheno momba an’i Jesosy i Heroda lehibem-paritra, tamin’izany fotoana izany.+ 2 Dia hoy izy tamin’ny mpanompony: “I Jaona Mpanao Batisa izay! Natsangana tamin’ny maty izy, dia izany no ahavitany an’izany fahagagana izany.”+