FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 8:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary nanontany izy hoe: “Fa ianareo kosa milaza hoe iza aho?” Dia namaly i Petera hoe: “Ianao no Kristy.”+

  • Lioka 9:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Fa ianareo kosa milaza hoe iza aho?” Dia namaly i Petera hoe: “Kristin’Andriamanitra.”+

  • Jaona 1:40, 41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 I Andrea,+ rahalahin’i Simona Petera, ny iray tamin’ireo roa lahy naheno ny tenin’i Jaona ka nanaraka an’i Jesosy. 41 Tonga dia nankany amin’i Simona rahalahiny i Andrea, dia niteny taminy hoe: “Efa hitanay ny Mesia!”+—raha adika izany dia hoe “Kristy.”—

  • Jaona 4:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Hoy ilay vehivavy: “Fantatro fa ho avy ny Mesia, ilay atao hoe Kristy, ary rehefa tonga izy, dia holazainy amintsika tsara daholo ny zava-drehetra.”

  • Jaona 11:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hoy izy: “Eny, Tompo ô! Mino aho fa ianao no Kristy, ilay Zanak’Andriamanitra, ilay ho tonga eo amin’izao tontolo izao.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara