-
Marka 8:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Ary nitodika izy, dia nijery an’ireo mpianany ka niteny mafy an’i Petera hoe: “Mankanesa ato aorianako, ry Satana, satria tsy fomba fisainan’Andriamanitra ny anao, fa fomba fisainan’olombelona.”+
-