-
Matio 16:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Nihodina anefa izy ka niteny tamin’i Petera hoe: “Mankanesa ato aorianako, ry Satana! Vato mahatafintohina eto anoloako ianao, satria tsy fomba fisainan’Andriamanitra ny anao, fa fomba fisainan’olombelona.”+
-