-
Lioka 9:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Fa na iza na iza menatra noho ny amiko sy ny teniko, dia ho menatra noho ny amin’izany olona izany koa ny Zanak’olona, rehefa ho avy amin’ny voninahiny sy ny voninahitry ny Rainy ary ny an’ny anjely masina.+
-
-
Romanina 2:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary hamaly ny tsirairay araka izay nataony avy izy:+
-