Deoteronomia 32:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izy ireny no nanao ratsy.+ Tsy zanany ireny, fa ireny ihany no diso.+ Taranaka maditra sy ratsy fanahy ireny!+ Deoteronomia 32:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy àry Izy: ‘Handao azy ireo* aho,+Dia ho hitako eo hoe hanao ahoana izy ireo any aoriana any. Fa taranaka ratsy toetra izy ireo,+Ary zanaka tsy mendri-pitokisana.+
5 Izy ireny no nanao ratsy.+ Tsy zanany ireny, fa ireny ihany no diso.+ Taranaka maditra sy ratsy fanahy ireny!+
20 Hoy àry Izy: ‘Handao azy ireo* aho,+Dia ho hitako eo hoe hanao ahoana izy ireo any aoriana any. Fa taranaka ratsy toetra izy ireo,+Ary zanaka tsy mendri-pitokisana.+