-
Marka 11:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Izany no antony itenenako aminareo hoe: Izay rehetra angatahinareo amim-bavaka, dia minoa hoe efa azonareo izany, dia ho azonareo izany.+
-
-
Jaona 14:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ary izay rehetra angatahinareo amin’ny anarako, dia hataoko mba hanomezam-boninahitra ny Ray amin’ny alalan’ny Zanaka.+
-
-
1 Jaona 3:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ary na inona na inona angatahintsika, dia azontsika avy aminy izany,+ satria mankatò ny didiny isika sady manao izay mahafinaritra azy.
-