-
Matio 18:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Hamafisiko aminareo indray fa raha misy roa aminareo etỳ an-tany, mifanaraka hoe hivavaka momba ny raharaha lehibe iray, dia hotanterahin’ilay Raiko any an-danitra ny fangatahany.+
-
-
Jaona 14:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ary izay rehetra angatahinareo amin’ny anarako, dia hataoko mba hanomezam-boninahitra ny Ray amin’ny alalan’ny Zanaka.+
-
-
Jaona 15:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Angataho izay tianareo fa homena anareo izany, raha tafaray amiko foana ianareo sady ao am-ponareo foana ny teniko.+
-