-
Marka 10:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary niala teo izy ka nankany amin’ny sisin-tanin’i Jodia, rehefa avy niampita ny Reniranon’i Jordana. Ary nisy vahoaka nitangorona indray teo aminy. Dia nampianariny izy ireo, araka ny efa fanaony.+
-