-
Matio 19:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Taorian’ny nilazan’i Jesosy an’izany, dia niala tao Galilia izy ka nankany amin’ny sisin-tanin’i Jodia, rehefa avy niampita ny Reniranon’i Jordana.+ 2 Nisy vahoaka be nanaraka azy tany, ka nositraniny izay narary.
-