FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 11:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Rehefa nanakaiky an’i Jerosalema sy Betifaga ary Betania,+ izay teo amin’ny Tendrombohitra Oliva, izy ireo, dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany izy.+ 2 Hoy izy tamin’ireo: “Mandehana ao amin’irỳ tanàna kely irỳ. Vao tafiditra ao ianareo, dia hahita zanak’ampondra mifatotra, mbola tsy nitaingenan’olona mihitsy. Vahao ilay izy dia ento atỳ. 3 Ary raha misy milaza aminareo hoe: ‘Fa maninona io no vahanareo?’, dia lazao hoe: ‘Misy ilan’ny Tompo azy, fa tonga dia haveriny eto ihany rehefa avy eo.’”

  • Lioka 19:28-31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Rehefa avy nilaza an’izany izy, dia nandeha nialoha hiakatra ho any Jerosalema. 29 Ary rehefa nanakaiky an’i Betifaga sy Betania, teo amin’ilay tendrombohitra atao hoe Tendrombohitra Oliva,+ izy, dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany.+ 30 Dia hoy izy: “Mandehana ao amin’irỳ tanàna kely irỳ. Ary rehefa tafiditra ao ianareo, dia hahita zanak’ampondra mifatotra, mbola tsy nitaingenan’olona mihitsy. Vahao ilay izy dia ento atỳ. 31 Ary raha misy manontany anareo hoe: ‘Fa maninona io no vahanareo?’, dia teneno hoe: ‘Misy ilan’ny Tompo azy.’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara