FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 21:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Natahotra ny vahoaka anefa izy ireo, na dia te hisambotra azy aza. Nihevitra an’i Jesosy ho mpaminany mantsy ny vahoaka.+

  • Lioka 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary raiki-tahotra ny rehetra, dia nanome voninahitra an’Andriamanitra ka nilaza hoe: “Mpaminany lehibe no efa tonga eto amintsika”,+ sy hoe: “Nitsinjo ny vahoakany Andriamanitra.”+

  • Lioka 24:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia nanontany izy hoe: “Zavatra inona?” Hoy izy ireo: “Ny momba an’i Jesosy avy any Nazareta!+ Mpaminany niavaka teo anatrehan’Andriamanitra sy ny olona rehetra izy, tamin’ny zavatra nataony sy nolazainy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara