FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 23:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “Ry taranaky ny bibilava misy poizina,+ hataonareo ahoana ny handositra ny fanamelohana ho any amin’ny Gehena?*+

  • Lioka 3:7-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hoy izy tamin’ny vahoaka tonga mba hataony batisa: “Ry taranaky ny bibilava misy poizina, iza no nampitandrina anareo mba tsy hiharan’ny* fahatezerana ho avy?+ 8 Asehoy amin’ny ataonareo àry fa mibebaka ianareo.* Aza mieritreritra hoe: ‘I Abrahama no rainay.’ Fa lazaiko aminareo fa hain’Andriamanitra ny manova an’iretsy vato iretsy ho lasa zanak’i Abrahama. 9 Efa mipetraka eo am-pototry ny hazo sahady tokoa ny famaky. Hokapaina àry izay hazo tsy mamoa voa tsara, ka hatsipy ao anaty afo.”+

  • Lioka 21:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara