7 Nahita Fariseo sy Sadoseo+ be dia be nankeo amin’ilay toerana nanaovany batisa i Jaona, ka niteny tamin’izy ireo hoe: “Ry taranaky ny bibilava misy poizina,+ iza no nampitandrina anareo mba tsy hiharan’ny* fahatezerana ho avy?+
34 Ry taranaky ny bibilava misy poizina,+ ahoana moa no ahaizanareo milaza zavatra tsara nefa ianareo aza ratsy fanahy? Fa izay mameno ny fon’ny olona no lazain’ny vavany.+
7 Dia hoy izy tamin’ny vahoaka tonga mba hataony batisa: “Ry taranaky ny bibilava misy poizina, iza no nampitandrina anareo mba tsy hiharan’ny* fahatezerana ho avy?+