Marka 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Nisy mpanora-dalàna iray nanatona ka naheno azy ireo niady hevitra. Fantany fa nahavaly tsara azy ireo i Jesosy, ka nanontaniany hoe: “Inona no voalohany* amin’ny didy rehetra?”+
28 Nisy mpanora-dalàna iray nanatona ka naheno azy ireo niady hevitra. Fantany fa nahavaly tsara azy ireo i Jesosy, ka nanontaniany hoe: “Inona no voalohany* amin’ny didy rehetra?”+