-
Matio 22:34-36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Rehefa henon’ny Fariseo hoe nataon’i Jesosy tsy nahateny ny Sadoseo, dia niaraka nankeo aminy izy ireo. 35 Ary nitsapa azy ny iray taminy, izay nahay Lalàna, ka nanontany hoe: 36 “Mpampianatra ô, inona no didy lehibe indrindra ao amin’ny Lalàna?”+
-