FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 12:35-37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Raha mbola nampianatra tao amin’ny tempoly anefa i Jesosy, dia niteny hoe: “Maninona no lazain’ny mpanora-dalàna fa zanak’i Davida i Kristy?+ 36 I Davida aza nasain’ny fanahy masina+ niteny hoe: ‘Hoy i Jehovah* tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako mandra-panaoko ny fahavalonao ho eo ambany tongotrao.”’+ 37 Koa i Davida aza niantso azy hoe Tompo, dia ahoana no maha zanany azy?”+

      Ary nahafaly ny vahoaka ny nihaino azy.

  • Lioka 20:41-44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Fa nanontany azy ireo kosa i Jesosy hoe: “Maninona no lazain’ny olona fa zanak’i Davida i Kristy?+ 42 I Davida mihitsy mantsy no milaza ao amin’ny bokin’ny Salamo hoe: ‘Hoy i Jehovah* tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako 43 mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”’+ 44 I Davida aza niantso azy hoe ‘Tompo’, dia ahoana no maha zanany azy?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara