-
Matio 6:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Koa rehefa manome zavatra mba hiantrana ny* mahantra ianao, dia aza mitsoka trompetra eo alohanao, toy ny ataon’ny mpihatsaravelatsihy ao amin’ny synagoga sy eny an-dalana mba hideran’ny olona azy. Lazaiko marina aminareo fa efa azony daholo ny valisoany.
-
-
Lioka 12:56Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
56 Ry mpihatsaravelatsihy! Hainareo ny mandinika ny toetoetry ny tany sy ny lanitra, koa maninona no tsy hainareo ny mandinika an’izay mitranga amin’izao fotoana izao?+
-