FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 16:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Rehefa hariva ny andro, dia hoy ianareo: ‘Ho tsara ny andro rahampitso, satria mena ny lanitra.’ 3 Rehefa maraina indray, dia hoy ianareo: ‘Hangatsiaka androany dia ho avy ny orana, fa mena ny lanitra nefa manjombona.’ Hainareo fantarina avy amin’ny endriky ny lanitra ny toetrandro, saingy tsy hainareo fantarina ny dikan’ny zava-mitranga amin’izao.

  • Lioka 19:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 sady niteny hoe: “Raha mba takatrao mantsy amin’ity andro ity hoe ahoana no hahazoana fiadanana! Afenina amin’ny masonao+ anefa izany ankehitriny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara