-
Isaia 6:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary hoy izy: “Mandehana teneno ity vahoaka ity hoe:
‘Haheno foana ianareo,
Nefa tsy hahazo ny dikan’izay henonareo.
Ary hijery foana ianareo,
Saingy tsy hahalala na inona na inona mihitsy.’+
-
-
Matio 13:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia tanteraka aminy ilay faminanian’i Isaia hoe: ‘Haheno tokoa ianareo nefa tsy hahazo ny dikan’ny zavatra henonareo mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+
-