Lioka 16:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa niteny tamin’izy ireo i Jesosy hoe: “Ianareo milaza ny tenanareo ho marina eo anatrehan’ny olona,+ nefa fantatr’Andriamanitra ny fonareo.+ Fa izay heverin’ny olona ho ambony, dia maharikoriko eo imason’Andriamanitra.+
15 Koa niteny tamin’izy ireo i Jesosy hoe: “Ianareo milaza ny tenanareo ho marina eo anatrehan’ny olona,+ nefa fantatr’Andriamanitra ny fonareo.+ Fa izay heverin’ny olona ho ambony, dia maharikoriko eo imason’Andriamanitra.+