-
Lioka 11:48Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
48 Vavolombelona mahafantatra an’izay nataon’ny razambenareo tokoa ianareo, nefa mankasitraka an’izany. Ireny mantsy no namono ny mpaminany,+ fa ianareo kosa no manorina ny fasany.
-