Lioka 13:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “Ry Jerosalema, ry Jerosalema, ilay mpamono ny mpaminany sy mpitora-bato an’izay irahina ho any aminao!+ Impiry aho no te hanangona ny zanakao, hoatran’ny reniakoho manangona ny zanany ao ambany elany, nefa tsy nety ianareo.+ Lioka 19:41, 42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary nahatazana an’ilay tanàna izy rehefa nanakaiky, ka nitomany mafy azy,+ 42 sady niteny hoe: “Raha mba takatrao mantsy amin’ity andro ity hoe ahoana no hahazoana fiadanana! Afenina amin’ny masonao+ anefa izany ankehitriny.
34 “Ry Jerosalema, ry Jerosalema, ilay mpamono ny mpaminany sy mpitora-bato an’izay irahina ho any aminao!+ Impiry aho no te hanangona ny zanakao, hoatran’ny reniakoho manangona ny zanany ao ambany elany, nefa tsy nety ianareo.+
41 Ary nahatazana an’ilay tanàna izy rehefa nanakaiky, ka nitomany mafy azy,+ 42 sady niteny hoe: “Raha mba takatrao mantsy amin’ity andro ity hoe ahoana no hahazoana fiadanana! Afenina amin’ny masonao+ anefa izany ankehitriny.