Salamo 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hanambara ny didin’i Jehovah aho.Hoy izy tamiko: “Zanako ianao;+Androany aho no lasa rainao.+ Lioka 9:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia nisy feo+ niteny avy tao amin’ilay rahona hoe: “Io no Zanako, ilay nofidiko.+ Henoy izy.”+