Joela 2:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ho maizina ny masoandro ary ho mena toy ny ra ny volana,+Alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah, dia ilay andro lehibe sady mampahatahotra.+
31 Ho maizina ny masoandro ary ho mena toy ny ra ny volana,+Alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah, dia ilay andro lehibe sady mampahatahotra.+