-
Lioka 21:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 “Hisy famantarana koa eny amin’ny masoandro sy ny volana ary ny kintana.+ Ary etỳ ambonin’ny tany, dia hitebiteby sy ho very hevitra ireo firenena, noho ny fidoboky ny ranomasina sy ny fisamboaravoarany.
-