29 “Aorian’ilay fahoriana amin’izany andro izany avy hatrany, dia ho maizina ny masoandro,+ tsy hanome hazavana ny volana, ho latsaka avy any an-danitra ny kintana, ary hohozongozonina ny herin’ny lanitra.*+
24 “Amin’izany andro izany, aorian’ilay fahoriana, dia ho maizina ny masoandro, tsy hanome hazavana ny volana,+25 ho latsaka avy any an-danitra ny kintana, ary hohozongozonina ny hery eny amin’ny lanitra.*