FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 1:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary tonga dia nentanin’ny fanahy masina ho any an-tany efitra izy. 13 Koa nijanona tany 40 andro izy, ary naka fanahy azy i Satana.+ Nisy bibidia tany, nefa nanampy azy ny anjely.+

  • Lioka 4:1-4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia niala teo amin’ny Reniranon’i Jordana i Jesosy, sady feno fanahy masina. Ary nentin’ny fanahy masina nankany an-tany efitra+ izy, ka nivezivezy tany 2 nandritra ny 40 andro. Dia naka fanahy azy ny Devoly.+ Tsy nihinan-kanina izy nandritra an’izany fotoana izany, ka noana rehefa tapitra ireo andro ireo. 3 Koa niteny taminy ny Devoly hoe: “Raha zanak’Andriamanitra ianao, dia teneno io vato io mba ho lasa mofo.” 4 Fa hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Voasoratra hoe: ‘Tsy ny mofo ihany no ilain’ny olona mba hahavelona azy.’”+

  • Hebreo 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara