26 Ary hoatran’izay nitranga tamin’ny andron’i Noa+ no hitranga koa amin’ny andron’ny Zanak’olona:+ 27 Nihinana ny olona, nisotro, nampaka-bady sy navoaka hampakarina, mandra-pahatongan’ilay andro nidiran’i Noa tao amin’ny sambofiara.+ Ary tonga ny Safodrano ka nandringana azy rehetra.+