-
Genesisy 7:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Naringan’Andriamanitra* tsy hisy tetỳ ambonin’ny tany ny zavamananaina rehetra, anisan’izany ny olona, ny biby, ny biby mandady, ary ny biby manidina teny amin’ny lanitra. Ringana tsy nisy teto ambonin’ny tany daholo ireny,+ fa i Noa sy izay niaraka taminy tao anatin’ny sambofiara ihany sisa no velona.+
-
-
2 Petera 3:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Tamin’ny alalan’ireo no nandravana an’ilay tontolo nisy tamin’izany, rehefa safotry ny rano ny tany.+
-