-
Matio 7:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 “Koa izay rehetra maheno an’izany teniko izany ka mankatò, dia mitovy amin’ny lehilahy malina izay nanorina ny tranony teo ambony vatolampy.+
-
-
Matio 7:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Fa izay rehetra maheno an’izany teniko izany kosa ka tsy mankatò, dia mitovy amin’ny lehilahy adala nanorina ny tranony teo ambony fasika.+
-