FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:57
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Ny olona nisambotra an’i Jesosy kosa nitondra azy tany amin’i Kaiafa+ mpisoronabe. Efa tafavory tany ny mpanora-dalàna sy ny anti-panahy tamin’izay.+

  • Lioka 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 tamin’ny andron’i Anasy lehiben’ny mpisorona sy Kaiafa,+ dia nampita hafatra tamin’i Jaona+ zanak’i Zakaria, tany an-tany efitra,+ Andriamanitra.

  • Jaona 11:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jaona 18:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nentiny tany amin’i Anasy aloha izy, satria i Anasy no rafozandahin’i Kaiafa,+ ilay mpisoronabe tamin’izany taona izany.+

  • Jaona 18:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nasain’i Anasy nentina nifatotra ho any amin’i Kaiafa mpisoronabe i Jesosy avy eo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara