-
Deoteronomia 16:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Any amin’ilay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrao hametrahana ny anarany kosa ianao no tokony hanao an’izany. Amin’ny hariva vao maty masoandro+ ianao no tokony hamono an’ilay biby hatao fanatitra hankalazana ny Paska, amin’ny fotoana voatondro mifanitsy amin’ilay fotoana nivoahanao avy tany Ejipta.
-