FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 14:17-21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia tonga i Jesosy sy ny 12 Lahy, ny harivan’iny.+ 18 Rehefa naka toerana* hisakafo teo amin’ny latabatra izy ireo, dia hoy i Jesosy: “Lazaiko marina aminareo fa hamadika ahy ny iray aminareo, dia ilay miara-mihinana amiko.”+ 19 Ary nalahelo izy ireo, ka samy nanontany azy hoe: “Izaho ve izany?” 20 Dia hoy izy tamin’ireo: “Iray aminareo 12 Lahy ilay izy, ilay miara-manatsoboka ny mofony amiko ao anaty vilia.+ 21 Fa handeha ny Zanak’olona, araka ny efa voasoratra momba azy, nefa hahita loza ilay olona hamadika ny Zanak’olona!+ Tsara kokoa ho an’ilay olona raha tsy teraka akory.”+

  • Lioka 22:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa rehefa tonga ny fotoana, dia naka toerana* teo amin’ny latabatra izy sy ny apostoly.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara