-
Matio 26:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary hoy izy teo am-pisakafoana: “Lazaiko marina aminareo fa hamadika ahy ny iray aminareo.”+ 22 Dia nalahelo be izy ireo, ka samy nanontany azy hoe: “Izaho ve izany, Tompo ô?”
-
-
Lioka 22:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 “Efa eto amiko, eto an-databatra, anefa ny tanan’ilay hamadika ahy.+
-
-
Lioka 22:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Nanomboka nifampiresaka àry izy ireo hoe iza amin’izy ireo no mieritreritra hanao an’izany.+
-