FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 14:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Raha mbola nihinana izy ireo, dia nandray mofo i Jesosy ka nivavaka. Dia notapahiny ilay mofo ka nomeny azy ireo, sady hoy izy: “Raiso, ity no* vatako.”+

  • Lioka 22:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Korintianina 11:23-26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa izao no noraisiko tamin’ny Tompo ka nampitaiko taminareo koa: Nandray mofo i Jesosy Tompo tamin’iny alina+ hamadihana azy iny. 24 Ary rehefa avy nisaotra an’Andriamanitra izy, dia notapahiny ilay mofo ary hoy izy: “Ity no* vatako+ izay omena ho anareo. Ataovy foana izao ho fahatsiarovana ahy.”+ 25 Toy izany koa no nataony tamin’ny kaopy,+ rehefa avy nihinana ny sakafo hariva izy ireo. Dia hoy izy: “Ity kaopy ity no* fifanekena vaovao+ miorina amin’ny rako.+ Ataovy foana izao ho fahatsiarovana ahy,+ isaky ny misotro amin’izy ity ianareo.” 26 Fa isaky ny mihinana an’izany mofo izany sy misotro amin’izany kaopy izany ianareo, dia manambara foana ny fahafatesan’ny Tompo, mandra-piaviny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara