-
1 Korintianina 11:23, 24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Fa izao no noraisiko tamin’ny Tompo ka nampitaiko taminareo koa: Nandray mofo i Jesosy Tompo tamin’iny alina+ hamadihana azy iny. 24 Ary rehefa avy nisaotra an’Andriamanitra izy, dia notapahiny ilay mofo ary hoy izy: “Ity no* vatako+ izay omena ho anareo. Ataovy foana izao ho fahatsiarovana ahy.”+
-