FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 18:25-27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary mbola nijoro nitanina afo teo i Simona Petera no nisy nanontany hoe: “Tsy mpianany koa moa ianao?” Dia nanda izy hoe: “Tsy mpianany aho ka!”+ 26 Hoy ny iray tamin’ny mpanompon’ny mpisoronabe, izay havan’ilay olona nokapain’i Petera ny sofiny:+ “Tsy ianao ve ilay hitako tao amin’ny zaridaina niaraka taminy?” 27 Nanda indray anefa i Petera, ary teo no ho eo ihany dia nisy akoho naneno.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara