Asan’ny Apostoly 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Ry rahalahy, tsy maintsy tanteraka ny Soratra Masina, izany hoe ny faminaniana nolazain’ny fanahy masina tamin’ny alalan’i Davida momba an’i Jodasy,+ ilay nitarika an’ireo nisambotra an’i Jesosy.+ Asan’ny Apostoly 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 —Izany lehilahy izany ilay nividy saha tamin’ny karama azony tamin’ny tsy fahamarinana.+ Ary nianjera izy ka ny lohany no lasa aloha. Dia nipoaka* ny vatany, ka nipotsaka daholo ny tao anatiny.+
16 “Ry rahalahy, tsy maintsy tanteraka ny Soratra Masina, izany hoe ny faminaniana nolazain’ny fanahy masina tamin’ny alalan’i Davida momba an’i Jodasy,+ ilay nitarika an’ireo nisambotra an’i Jesosy.+
18 —Izany lehilahy izany ilay nividy saha tamin’ny karama azony tamin’ny tsy fahamarinana.+ Ary nianjera izy ka ny lohany no lasa aloha. Dia nipoaka* ny vatany, ka nipotsaka daholo ny tao anatiny.+