-
Jaona 18:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Niantsoantso mafy indray anefa ireo hoe: “Tsy io lehilahy io, fa i Barabasy!” Jiolahy anefa i Barabasy.+
-
-
Asan’ny Apostoly 3:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Nolavinareo tokoa ilay masina sy marina. Mpamono olona no nangatahinareo hafahana ho anareo,+
-