-
Marka 15:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nampirisihin’ny lehiben’ny mpisorona anefa ny vahoaka mba hoe i Barabasy fa tsy i Jesosy no hangatahin’izy ireo hafahan’i Pilato.+
-
-
Jaona 18:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Niantsoantso mafy indray anefa ireo hoe: “Tsy io lehilahy io, fa i Barabasy!” Jiolahy anefa i Barabasy.+
-