-
Marka 15:11-14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nampirisihin’ny lehiben’ny mpisorona anefa ny vahoaka mba hoe i Barabasy fa tsy i Jesosy no hangatahin’izy ireo hafahan’i Pilato.+ 12 Hoy indray i Pilato: “Hataoko ahoana àry ilay antsoinareo hoe Mpanjakan’ny Jiosy?”+ 13 Dia niantsoantso mafy indray ireo hoe: “Fantsiho* eo amin’ny tsato-kazo izy!”+ 14 Hoy ihany anefa i Pilato tamin’ireo: “Fa maninona? Fa inona no ratsy nataony?” Vao mainka anefa izy ireo niantsoantso hoe: “Fantsiho* eo amin’ny tsato-kazo izy!”+
-