FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 23:20-25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia niteny tamin’izy ireo indray i Pilato satria te handefa an’i Jesosy.+ 21 Dia niantsoantso mafy izy ireo hoe: “Fantsiho* eo amin’ny tsato-kazo izy! Fantsiho* eo amin’ny tsato-kazo izy!”+ 22 Hoy i Pilato fanintelony: “Fa maninona? Fa inona no ratsy nataon’io lehilahy io? Tsy hitako mihitsy izay tokony hamonoana azy ho faty. Koa hosaziko izy dia halefako.” 23 Rehefa naheno an’izany anefa izy ireo, dia vao mainka nisisika sady niantsoantso mafy nitaky ny hamonoana azy.* Ary nihorakoraka be izy ireo ka nilefitra izy.+ 24 Dia nanapa-kevitra i Pilato hoe hotanterahina izay notakin’izy ireo. 25 Koa nafahany ilay lehilahy notakin’izy ireo, dia ilay nogadraina satria nitaona olona hikomy sady namono olona. I Jesosy kosa natolony azy ireo mba hataony araka izay itiavany azy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara