-
Jaona 19:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Niantsoantso mafy anefa ireo hoe: “Vonoy io! Vonoy any io! Fantsiho* eo amin’ny tsato-kazo!” Hoy anefa i Pilato: “Dia hovonoiko ve izany ny mpanjakanareo?” Ary namaly ny lehiben’ny mpisorona hoe: “Tsy manana mpanjaka afa-tsy i Kaisara izahay.” 16 Dia natolony azy ireo izy mba hovonoina teo amin’ny tsato-kazo.+
Nentin’ireo àry i Jesosy.
-