Salamo 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy;+Mihomehy manaraby sy mihivingivin-doha+ izy ireo, ka miteny hoe: Salamo 109:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Lasa esoesoin’izy ireo aho.+ Mihivingivin-doha izy ireo rehefa mahita ahy.+
7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy;+Mihomehy manaraby sy mihivingivin-doha+ izy ireo, ka miteny hoe: